Olon-dehibe mijoro amin’ny finoana sy fanantenana Kristianina, hampanjaka ny fahamarinana sy ny fitiavana eo amin’ny fiaraha-monina sy ny tontolo iainana. Rom 5,5
LOT IVG 199 - Nouvel immeuble CNPC Antanimena – Porte 09
Tél. 034 18 009 70 | E-mail : vpklmdg@gmail.com
Daty namoahana ny tolo-bidy: 23/04/2025
Toerana: Madagasikara
Mpisehatra voakasika: ireo mpanao asa printy matihanina (imprimerie, société de service)
Ny Vovonam-pirenena Katolikan’ny Lehibe – VPKL sy ny Vaomieran’ny Serasera amin’ny JNA MADA II dia manao antso ho an’ny tolotra « Affiche » araka ny fanazavana amin’ny an-tsipirihany etsy ambany.
Ity antso ity dia misokatra ho an’ireo mpisehatra matihanina rehetra manana traikefa sy fahaiza-manao amin’ny sehatry ny asa printy.
1- Ny tolotra angatahina: FANONTANA AFISY (Impression Affiche)
Zavatra ilaina | Refy | Loko | Karazan’ny taratasy | Isa |
---|---|---|---|---|
AFFICHE | 29.7 x 42 cm | Quadrichromie | PCB 170g | 4000 ex |
AFFICHE | 29.7 x 42 cm | Quadrichromie | PCB 170g | 5000 ex |
Ny tolotra (offre) dia alefa amin’ny adiresy mailaka eto ambany:
communication-jna2025@katolika.net
A/toa - R/toa Tompon’andraikitry ny Commission communication JNA 2025
30/04/2025 amin’ny 6:00 hariva