Mivavaha sy Manaova Raozery Isan’andro

Mivavaha sy Manaova Raozery Isan’andro

Amin’izao iray Volan’i Masina Maria izao dia manentana antsika hiezaka hanao « Raozery » na koa hanao « ARAHABA RY MARIA » isan’andro ho fanajantsika sy ho fehezam-boninkazo ho an’ny Ilay Reny Tia antsika.

« Mivavaha ary manao Raozery isan’andro… »

« Mivavaha tsy ankiato ary manaova asa fivalozana sy fanoloran-tena ho an’ny mpanota… »

Mi Adoré

Photo Credits: www.facebook.com

© Apostolat Digital Md Paoly Antananarivo 2025