Tany Fatima, hoy i Mary: « Mivavaha ary manao Raosy isan’andro… » Dia manentana antsika hiezaka hanao « Raosy » na koa hanao « ARAHABA RY MARIA » isan’andro ho fanajantsika sy ho fehezam-boninkazo ho an’ny Ilay Reny Tia antsika.
Aim-panahy Katolika
Photo Credits: www.facebook.com